Etat Civil | Acte de naissance | 100000 Ar
Date: 23-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #304
Teo ampikarakarana taratasin'ireo zaza izay tsy nahazo kopia teo ampiterahana izahay no nitranga izao kolikoly izao tao amin'ny boriboritany faharoa. Mialohan'ny andraisan'ny fitsarana ireo taratasy fangatahana manko dia tsy maintsy mahazo ny atao hoe CRI na taratasy fanamarinana fa tena tsy nanana kopia tokoa ilay zaza. Tsara ho marihana fa maromaro ihany ireo ankizy angataha kopia ka tsy nety nanao ireo tompon'andraikitra 2 tao amin'ny Etat Civil boriboritany faharoa ireo raha tsy nahazo vola.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire