Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | 5000 Ar
Date: 08-11-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #309
Nanao taratasy fifanarahana ara-barotra izahay sy ilay mpivarotra. Mba hampanan-kery ilay taratasy anefa dia tsy maintsy atao sonia eny amin'ny fokontany izany. Noho ny tonga teny, 5000 ar no notakian'ny lehiben'ny fokontany taminay nefa 1000 ar no manao izany. Tsy nanaiky handoha hafa tsy 1000 ar anefa izahay ka nataony ihany ny sonia fa nohazoniny ny Carnet am-pokontaninay. Taty ahoriana kely, ny mpitantsoratra no nanome anay ny carnet indray.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire