Lozam-pifamoivoizana

Accueil|Lozam-pifamoivoizana
Autre | Autre | 12000000 Ar
Date: 16-02-2014 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #318

Teny arivonimamo, nandona olona tamin'ny fiara ity zanaka manampahefana iray ary dia maty tsy tra-drano ilay voadona. Mba tsy hitondrana ny raharaha eny amin'ny tribonaly dia niresaka taminay mana-manjo ilay tovolahy hoe: "omeko vola ianareo ho tambin'ny fahadisoana nataoko ka nahafaty ny havanareo fa aza entina amin'ny fitsarana ny raharaha", tsy nanaiky izany izahay.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire