Fizahan-tany

Accueil|Fizahan-tany
Autre | Autre | 45000 Ar
Date: 05-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #325

Izao izay miresaka dia mpitarika vahiny amin'ny fitsidihana ireo vakoka eny amin'iny Andohalo sy An-dRova iny. Betsaka ny fanararaotana ataon'ireo mpitarika namana rehefa vazaha tsy miaraka amina malagasy no tonga mitsidika eny. Na dia efa misy aza ny vola ho alaina amin'ireo vahiny dia ataon'izy ireo ambony be izany ka mety animba ny asanay noho ny vola izay lafo loatra takian'izy ireo.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire