Entreprise publique | Autre | 900000 Ar
Date: 18-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #326
Misy mpiasan'ny jirama eto aminay eto, manao izay vitany mihintsy amin'ny fizarana herin'aratra ary dia mandoa vola aminy avoakoa ireo olona omeny izany. Manankarena izy amin'izany zavatra ataony izany, tsy misy mihintsy ny fanarahamaso ireo mpiasan'ny jirama ireo ka manao izay tiany atao.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire