Fampianarana

Accueil|Fampianarana
Services administratifs divers | Autre | 20000000 Ar
Date: 10-12-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #330

mpianatra anisana nahazo naoty ambony aho tamin'ny fanadinana izay nataoko tamin'ny bac laureat. Sady nianatra teny amin'ny oniversite aho no nanao fangatahana vatsim-pianarana ho any ivelany. Nivaly io fangatahana io ka isan'ireo voasoratra fa mahazo vatsim-pianarana ny tenako. Noho tonga tao amin'ny tompon'Andraikitra anefa aho dia ho io olona io hoe:"tsy afaka ny misitraka izany aho raha tsy manome vola azy. Volabe no nangatahany tamiko ka nolaviko izany. tsy ampy erinandro akory tao aorian'izay anefa dia nosoloindry zareo olona hafa ny anarako.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire