Fitoriana teamin’ny zandary

Accueil|Fitoriana teamin’ny zandary
Gendarmerie | Arrestation | 2500000 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #505

Nisy ologna nitsagna izay tamin'izahay nirevirevy tamin'ny trano fisotro ka niady taminay ireo olona . Tsy mahalegny ny iray taminay ka namango ka vaky ny lohagny iraydia nitor tamin'ny zandary. Dia involagnyC.B tao hoe valianareo n y ilogny araka io. Dia lafa nataogny raharaha ny ilongo dia nandoa vola 1000000ar . Mbo nitory indraika olo reny amin'ny zandary napandomin'ny C.B 1500000ar fa la tys izaygadraina hoe. Voatery nandoa izahay.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire