Santé | Autre | Ar
Date: 28 novembre 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1195
Narary ny tenako ka namonjy hopitalim-panjakana teny amin'ny CHRR.Nilahatra avokoa ireo marary ka anisany nilahatra teo koa ny tenako.Nisy olona anefa avy agny fa tonga de niditra nefa maro tokoa ireo marary nilahatra fa miandry ny laharany fa ilay olona tonga dia niditra olona tsy marary akory fa mbola hita soritra hoe salama.rehefa notenina ilay olona dia hoy izy oe tsy dia mety amiko mipetraka ela eto nohon'ny asa izay ataoko.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire