Filaharana amin’ny banky

Accueil|Filaharana amin’ny banky
Secteur privé | Autre | Ar
Date: 22 février 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1197

Nangala vola tamin'ny banky moa ny tenako fa haka vola.teo dia nisy vazaha izay hita amin'ny fihetsikiny fa tena maika,tsy afaka nanao inona moa izy fa maro tokoa ny olona izay samy maika  farany dia namonjy an'ilay sécurité ny tenany ka nanao fomba mba ahafahany mangala vola maika ary hanome kadoa an'ilay securité hono izy raha mety.tsy nanaiky izany anefa ilay securoté satria dia samy maika avokoa hono ireo olona milahatra ireo.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire