Recrutement

Accueil|Recrutement
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 26 Février 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1200

nanao fifaninana hiditra hompiasa taoamin'ny DRA ny tenako ka tsy tafiditra mintsy satria rehefa natao ny entretien sy ny test dia tsapako fa tsy voavaliko tokoa ireofanontaniana napetrany.Olona akaiky ahy tokoa moa ireoolona nampanao entretien satria dia rahalahiny babako ka namonjy azy aho mba hanomezany ahy an'io toerana io.Fa tsy mety aminao io asany no tsy voafehinao araka ny entretien izay natao anao teo.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire