Fanaovana VISA

Accueil|Fanaovana VISA
Bureau de l’immigration | Demande de visa long séjour | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1279

Mikarakara visa tao @ Ambassade Allemagne aho dia ilaiko maika ilay izy fa efa taratasy vao vonona daholo ny taratasiko dia nisy olona fantatro tao ka saika hanao izay maritra iraisana aminy aho fa izy tsy nety fa tsy maintsy manaradalana hono

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire