Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 2012 , Boeny – Mahajanga I | Rapport #1281
Misy olona nilaza tamiko hoe misy concours ao @ poste ka rehefa naheno t@ hoe misy izany dia nanontany azy hoe otrinona no maha afaka satria efa ohatran'ny miraikitra tao antsaina ny hoe tsy maintsy manao an'izao vao tafa nefa ilay olona niteny fa izy dia tsy tia mandray tsolotra sy manao asa ohatran'izany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire