Fangatahana fandoavana solontsakafo

Accueil|Fangatahana fandoavana solontsakafo
Gendarmerie | Protection | 100000 Ar
Date: 20 octobre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1286

voatendry hanantanteraka fisafoana lavitra ny olona iray,izay voalaza fa mitentina folo andro,alohan'ny hialana dia nangataka ny solon-tsakafony izy tao amin'ny mpiandraikitra an'izany dia namaly moa ilay tompon'andraikitra hoe"raha zaraintsika roa ny vola dia omeko anao fa raha tsy izany dia tsy misy vola ato,anjaranao ny mandinika azy.voatery nanaiky tsy fidiny moa ny tenako

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire