Fanadinam-panjakana

Accueil|Fanadinam-panjakana
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 28 juin 2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1293

Douane: Anisany nanao fanadinam-panjakana farany teo iny tenako,vao nanomboka anefa ny fanadinana dia efa nisy olona sahady niteny tamiko fa oe tompon'andraikitra ao amin'io sampandraharaha io hono ny tenany ary mbola nanamafy amiko izy fa sous forme fotsny hono io fanadinana atao io fa raha tsy manam-bola ianao dia tsy ho afaka mintsy.Nomeny adiresy ny biraon'ny moa zaho mba ahafahanay miresaka soa hono fa zaho moa tsy niraharaha satria kvy tanteraka raha vao naheno an'izany satria raha vao vita ny fanadinana dia nody zaho fa tsy niasa loha an'izany koa.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire