Etat Civil | Acte de naissance | 5000 Ar
Date: Mai 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1304
Namboatra kopian-janako aho,tsy vita ilay hoy io raha tsy afaka roa herinandro.Zaho anefa tsy eto antoerana no mipetraka fa avy lavitra fa ny zanakay no niteraka teto.Voatery nanome vola aho mba havitany ilay kopia malaky,raha vao nandray ilay vola ilay olona dia tsy ampy adin'ny roa akory dia vita ilay kopia
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire