Gendarmerie | Circulation | 30000 Ar
Date: 01-06-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1310
Mpivarotra aho,ary tena manana permis mahakasika izany.Nisy fotoana aho tsy afaka nanaraka ny fiara mpitondra hazo kinanjo nosakanan'io sergent chef io fa hazo tsy tokony alaina hoy izy no alaiko teo anefa tsy nisy tompon'andraikitra mahakasika izany dia nanararaotra izy.Fantako anefa fa vola noilainy dia nameko azy izany ka nilamina ny raharaha
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire