Gendarmerie | Protection | 250000 Ar
Date: 12 juillet 2016 , Menabe – Mahabo | Rapport #1311
Namarotra omby amin'ny olona iray aho,omby io anefa dia omby vavy.Taty aoriana anefa fantako fa ho vonoina ka hamidy ilay eny atsena ilay omby vavy.Rehefa tratrany mpitandro filaminana namono ilay omby izy dia nandeha tany amiko ny fanadihadiana ka natahotra aho sao hampigatra ahy izany ka voatery nanome vola an'ireompitandro filaminana aho
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire