Fangatahana certificat de residence

Accueil|Fangatahana certificat de residence
Fokontany | Actes administratifs | 5000 Ar
Date: 05 février 2017 , Menabe – Belon’i Tsiribihina | Rapport #1313

Nisy concours nataoko ka mila cerificat de residence,avilivilny aho hoe amaray miverina,lafa avy koa ny amaray dia tsy tratra ao koa izy farany dia novonjeako tan-tranony tany ary nomeko vola izy dia nataony ilay ceritificat de residence nalaiko.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire