Gendarmerie | Circulation | 2000 Ar
Date: 11-03-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1315
Mpitatitra ny asako izay mivezivezy matetika amin'ny RN35 izay ka misy ireo be moto ireny 2 lahy izy ireo ka manakana izay mandalo dia maintsy mandoa 2000ar isakin'ny voyage atao lafa mandalo eo amin'izy ireo fa raha tsy izay dia ilainy ny permis de conduire.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire