Gendarmerie | Circulation | 5000 Ar
Date: 23 juin 2015 , Menabe – Mahabo | Rapport #1318
Raha sendra nanao voyage ny tenako ka tao amin'ny devant no toerana misy ahy dia nosakanan'ny zandary ny fiara nitondra ahy ary tsy menatra ireo zandary mitaky hoe aiza ny voandalana sy ny papier ny fiara,voatery nanome ilay chauffera ka navelany izy ireo nandeha izahay
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire