Justice | Autre | Ar
Date: 11 mars 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1322
Raha nanamboatra ny casier judiciaire tao amin'ny tribunal moa tenako dia olona nanaja tanteraka ny asany no tojo ahy satria dia vitany ara-dalana tanteraka no tsy mba nangala vola tamiko afa tsy sarany nanaovana azy ihany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire