Education | Obtention d’un certificat | Ar
Date: 10-06-2010 , Menabe – Morondava | Rapport #1344
Tanora nanao fanadinana ny tenako,Maromaro izahay no nanao izany fa misy olona izay tsy nanoratra mintsy izy tamin'ny fanadinana fa dia anarany ihany no nadikany dia niamby ora hiravana iany no sisa natao.Ny Mahagaga anefa dia rehefa nivaly ilay fanadinana dia tao anaty lisitra ny afaka izy.Dia gaga izahay ary nanontany azy moa ny tenako dia tonton hoe no anisany tompon'andraikitra an'ity fanadinana ity dia rariny raha afaka hono izy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire