Fanadinana hiditra police

Accueil|Fanadinana hiditra police
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1349

Nanao fidirana ho police ny tenako,rehefa nivaly ilay fanadinana dia tafiditra tao ny anarako ka hiatrika orale indray.rehefa natao anefa ny orale dia tsy nisy resaka inona no fa tonga dia fanontaniana avy hatrany hoe"iza no nanaraka anao"tsy nahateny aho satria tsy mahay olona mihintsy ary nametraka fanontaniana faharoa izy hoe"ohatrinona ny fahefana anananao mba ahafahanao miatrika fampiofanana.Tsy mana izany rehetra izany moa ny tenako dia raraka teo amin'ny orale ary tsy nanaiky ihany koa zaho handoa izany vola izany. 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire