Fifaninana hiditra ho police

Accueil|Fifaninana hiditra ho police
Gendarmerie | Autre | Ar
Date: 04-08-2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1401

Telo mirahalahy izahay nandeha nanao nirefy tany amin'ny FIP. Tsy ampy refy ny iray taminay fa 1.63 m. Tsy mety ve raha amboarina ihany sefo atao 1.65 m mba hahafahany manao Police. Tsy mety hoy ilay sefo fa mahagadra azy sy izahay izany. Sécurité publique FIP.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire