Eau et électricité | Paiement d’arrièrés | 20000 Ar
Date: 2011 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1510
Fandoavana facture ao amin'ny Jirama izay mihoatra nohon'ny voasoratra ao anatin'ny facture ary tsy ahazoana rosia mihitsy, nefany raha miezaka ny tenako nitaky rosia dia nirahonana ho tampahana ny Jiro sy rano ao amiko.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire