Transport | Transport publique | 5000 Ar
Date: Septembre 2016 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #1520
Na avy aty Toliara mihazo ny RN10 (Andranovory-Fort-Dauphin, na avy any F/D mankaty dia manao ny danin'ny kibony ny Taxi-brousse: feno ao ambony (surcharge), valovalo ny seza (raha fito izany ao anaty carte grise).Samy mahita an'io ny tompon'andraikitra rehetra fa saingy mahazo 5.000 Ar isaky ny P.R dia mandeha ho azy. Ny mpandeha indray no ajanona rehefa miteny.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire