Vignette

Accueil|Vignette
Police | Circulation | 1000 Ar
Date: 2010 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1525

Raha tsy tokony ho izy dia izay tsy mitondra vignette dia tazomina ny bisikiletany, nefany tsy izay no misy fa raha manana 1000 Ar na 2000 Ar ianao dia mahazo mandeha.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire