Secteur privé | Autre | Ar
Date: Janvier 2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1532
Misy ray aman-dreny anakiray manan-janaka maditra, ka sahiran-tsaina izy fa io zaza io mbola tokony hianatra soa ihany fa namany ny talen-tsekoly iray ka nifampiresaka ka farany voaray tao aminy io zaza io. Marihina fa io zao dia tsy manakorontana ihany no nataony tany an-tsekoly.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire