Domaine foncier | Litige | 3000000 Ar
Date: 01 janvier 2015 , Menabe – Mahabo | Rapport #1305
Nitady ny kara-taniko aho,kay tsy nampoiziko fa efa misy olona iray anatiny mikarakara an'io taniko io rehefa io rehefa nanontaniako io receveur io dia niteny tamiko fa nanome vola be izy nikarakarany an'ity ka raha maro noho ny azy ny anao dia ameko io tany io.Voatery aho nanome fa haiko fa tsy maintsy ho lasany ny taniko.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire