Fakiolitean'ny Teny aman-tsoratra ary ny siantsa maha olona, efa vita ny asa fikarohana natao mahakasika ny lohaevitra ka niroso tamin'ny fandrafetana ny boky amin'izay ity zaho. Isaky ny mahavita 5 na folo pejy aho dia mandefa izany any amin'ny mpampianatra mpitarika mba hotsaraina. Voamariko anefa fa tsy mety voatsara mihintsy ny asa nataoko ka nanontany azy za ka naùaly izy hoe asa be ane ny mitsara ireo asanareo ireo satria tsy ianao irery no mpianatra tarihiko amin'ity fanaovana memoire ity fa rehefa tsy mahavidy kafe ho ahy ianao de tsy voatsarako io. Marihana fomba filaza fotsiny io kafe io fa vola ary labiera no tena tiany tenenina. Tsy indray mandea izy no mangataka izany fa isaky ny mandefa asa ho tsaraina any amin'ny ianao. Noho izany dia nijanona tsy nankany aminy intsony aho.
- Le Bianco
Laissez un commentaire