Justice | Autre | Ar
Date: 2014 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #600
Nikarakara dossier anaovana fandinana aho rehefa naka « bulletin n°3 » nefa tsy nisy olona nitady tambiny amin’izany na dia iray aza.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire