Transport | Transport publique | 30000 Ar
Date: 26 Août 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1300
Mpitatitra ny asako,ka manao ligne morondava-Mahabo no iasako.Indray andro aho nitondra toaka gasy 60Litatra aho,kinanjo nisy kinanjo nisy mpitandro filaminana ireo passage nentiko ary naneho izany izy fa voararany lalana ny mitondra an'io.Tsy nanaiky nefa miaramila raha tsy manome kely azy amin'izay mba vita raharaham-mpihavanana ny raharaha mba tsy ahazoana sazy mahery
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire