Police | Circulation | 1000 Ar
Date: 19 mai 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1196
Mpianatra ny tenako izay nitondra bekany ka voasakany police teo amin'ny esso-matt rehefa andeha hianatra iny.Nojereny ilay moa ny vignette-ko dia mbola tsy lany daty ka farany nanotany izy oe aia ny jironao.Tsy namaly anefa aho satria hitako fa tsy misy jiro tokoa ny bekani-ko de nampamonjeny sisiny moa ny tenako fa hoe andraso amin'ny sisiny eo fa mbola hiresaka tsika bake.raha misy 1500 na 1000 aminao dia ameo bakao de mandeha anao mianatra.voatery nanome moa ny tenako satria maika hianatra
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire