Circulation

Accueil|Circulation
Police | Circulation | 1000 Ar
Date: 11 Avril 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1198

Mpitondra pousse no asako andavanandro.sendra tratra hariva anefa ny tenako no ho ny asa dia nosakanany police ka ampidirina forriere hono ny pousse-ko raha tsy manome kely azy.Voatery tsy maintsy nanome moa ny tenako satria dia sazy hafa koa raha tafiditra any.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire