Concours fidirana mpiasam-panjakana ao amin’ny INFA

Accueil|Concours fidirana mpiasam-panjakana ao amin’ny INFA
Entreprise publique | Recrutement | 5000000 Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1348

Raha nanao fifaninana hiditra hanao adjoint administration ny tenako dia natao ny fanadinana.Maro tokoa ireo olona no tsy dia manoratra fa mbetika mijery telephone mbetika mivoaka ary ny feuille de copie amin'izany dia maro banga2.refa vita moa ny taranja iray dia mifamonjivonjy avokoa ireo mpiadina nanontany fandehany ilay fanontaniana.Nisy olona iray izay namonjy ahy izay niresaka tamiko ka hoy izy"afaka manaraka ny copie-nao zaho raha ohatra ka manaiky ny fifampiresahako ianao dia nanome numero telephone moa izy.rehefa vita ilay fanadinana dia niantso azy aho ka niresaka taminy tsara.raha manana vola 5000000 Ar ianao dia arahiko io feuille de copie-nao io fa raha tsy afaka ianao dia averiko ny volanao.nahaliana ahy tokoa izay raha zay ka niresaka tamin'ny RADko aho ka nahita ilay vola dia niaraka niakatra nanaraka ilay feuille de copie ihany koa

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire