Police | Déclaration de vol ou de perte | 3000 Ar
Date: Mars 2017 , Boeny – Mahajanga I | Rapport #1280
Very ny telephoneko t@ Mars 2017 dia nanao declaration de pertes tao @ police aho ka 3000ar hoy ilay police no manao azy nefa tokony 2000ar ka tsy nanaiky izany aho satria tsy ampy ny volako nefa nataony ihany ilay izy avy eo
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire