Fahazon-dalana hanangana trano

Accueil|Fahazon-dalana hanangana trano
Services administratifs divers | Autre | 200000 Ar
Date: 11-06-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #320

Tapak'evitra ny hanao trano izay mianakavy kely koa dia nanantona ny tompon'andraikitra teo anivon'ny kaominina hikarakarana ny taratasy mahakasika izany. Fahazon-dalana izany no taratasy karakaraina nefa volabe 200000 ar no vola nangatahan'ny tompon'andraikitra tao taty aminay. Tsy nanaiky izany izahay.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire