Education | Obtention d’un certificat | Ar
Date: 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1553
Naka attestation de BEPC tao amin'ny CISCO ao amin'ny CAPR aho tamin'ny fifaninana ho Police, ilako haingana ilay attestation satria dimy andro no sisa dia mikatona ny fikarakarana dossier. Nandà izy ka tsy nandray ilay vola. Mba tsara fo koa izany olona izany hoy aho.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire