Fampianarana

Accueil|Fampianarana
Education | Validation d’une unité | 60000 Ar
Date: 26-11-2014 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #329

Mpiantra eto amin'ny oniversite eto toamasina ny tenako ary misy tranga toy izao eto: – misy mpianatra izay tsy miatrika fampianarana mihintsy fa any Antananarivo izy no tena mianatra sy mipetraka nefa dia miakatra kilasy hatrany io olona io. – misy koa mpianatra eto, izay tafiditra ao antin'ireo izay manao "2em session" dia mandoa vola any amin'ny mpampianatra fotsina dia afaka. Miangavy ny tompon'Andraikitra ijery akaiky ny zava-misy eto. Misaotra tompoko.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Laissez un commentaire