Autre | Autre | 100000 Ar
Date: 17-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #331
Teo amin'ny manodidina anay nisy olona vao nahavita trano ka nanao fangatahana tam jirana hampiditra jiro. Noho ny toerana misy ny trano anefa de nila nanangana pôtô iray ry zareo. Tsy nisy fifampiresahana anefa dia nataondry zareo teo amin'ny taninay io pôto io. Sorona noho izany izahay ka nametraka fitorina hanalana izany. Henondry zareo amin'izay izahay hoe nametraka fitorina dia avy nanantona ry zareo hanome vola mba tsy hanohizanay ny fitorina. Tsy nanaiky izany izahay.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire