Education | Accès à l’école | 20000 Ar
Date: 01 Octobre 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1301
Nampiditra ny zanako tao amin'ny Lycée Pole aho,ka niteny tamiko ilay proviseur fa efa feno lisitra ny mpianatra ka tsy afaka nandray izy.Nefa hoy izy afaka ampidiriko ihany ny izy raha misy miala ireo mpianatra ireo.Kay fomba entiny hitakiana vola amiko ilay izy,vao nanome vola azy aho dia nalainy ny dossier-ny zanako dia hoy izy oe asaivo mianatra izy amin'ny alatsinainy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire