Fampidirana mpianatra tao amin’ny lycée fanjakana

Accueil|Fampidirana mpianatra tao amin’ny lycée fanjakana
Education | Accès à l’école | 100000 Ar
Date: Septembre 2015 , Menabe – Belon’i Tsiribihina | Rapport #1284

Raha nampiditra mpianatra tao amin'ny lycée io izay dia saika tsy noraisindreo tao fa feno hono ny place ka raha tiana hono ny ianarana ato dia mila mandoa vola mba handresendahatra an'ireo mpampianatra ato.Voatery tsy maintsy nandoa izany moa izahay satria efa tara tokoa ny fiavianay teo amin'ny Lycée

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire