Fanabeazana sy fampianarana

Accueil|Fanabeazana sy fampianarana
Education | Validation d’une unité | Ar
Date: 18-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #328

Vehivavy ny tenako izay miresaka ary mpianatra amin'ny oniversite tsy miankina iray eto Antananarivo. Ao amin'io sekoly io, misy mpampianatra iray izay tsy mamela ahy fa hiara hatory amin'ny hono. Nataony vazivazy fona mo izany teny ambohaloany ka tsy noraraiko. Rehefa vita kosa anefa ny fanadinana izay isondrotana kilasy, dia niteny tamiko izy fa tsy omety naoty ahafako hono izaho raha tsy miaraka aminy. Notantaraiko tamin'ny Ray aman'Dreniko izany ka ny nifindra oniversite no vahaolana noraisinay tamin'izany.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire