Fanadinana Academie Nationale du Sport

Accueil|Fanadinana Academie Nationale du Sport
Autre | — Choisissez le sujet — | 450000 Ar
Date: 01 juin 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1323

Raha nanao fanadinana fifaninana hiditra ho mpianatra tao amin'ny ANS ampefiloha ny tenako dia raha vao vita ilay fifaninanana dia nisy niteny amiko ireo tompon'andraikitra ka raha tianao ho afaka dia voatery tsy maintsy nandoa vola ny tenako satria maniry mba ho afaka.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire