Etat Civil | Acte de naissance | 5000 Ar
Date: 17 janvier 2010 , Menabe – Morondava | Rapport #1321
Raha nanao copien-janako tao amin'ny Mairie ny tenako dia tsy nanaiky ilay tompon'andraikitra raha tsy omena vola 5000 Ar izy fa milaza ho be asa zao fa raha tsy izay dia afaka 10 andro vo miverina.Voatery nanome moa ny tenako satria ilaiko maika tokoa ilay izy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire