Transport | Obtention d’un permis de conduire | 60000 Ar
Date: mars 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1885
rehefa manova ilay permis de conduire ho lasa permis biometrique dia tena lany andro sy avezivezin'ny ao amin'ny faritany izay ilazany fa tsy mbola misy carte fa miverena. Izay manome vola anefa dia vita vetivety
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire