Justice | Autre | 4000000 Ar
Date: 1996 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #211
Raiamandreninay no nanao petra-bola tamin'ny lovan-drazanay izay niorina tao Antohomadinika Asimo;
Tsy mbola tapitra akory ny delai tokony handoavana io vola io dia namidin'iilay olona tamin'olon-kafa ny tranonay;
Tonga dia lasan'ny olona hafaio tranonay io,rihana roa, efitra sivy;
Tonga dia ny huissier no nanala anay tao satria nanjaka ny kolikoly tao amin'ny tribunal sy ny domaine;
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire