Impôts | Impôts sur les revenus | 50000 Ar
Date: 26 juillet 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1320
Raha nandoa hetra ny tenako dia nampandoavin'ilay olona tompon'andraikitra vola 50000Ar raha toa ka 30000Ar no tokony haloako.Rehefa nataony fandoavana ilay hetra dia niteny hoe afaka 5 andro miverina mangala ny taratasinao.Rehefa avy moa ilay fakana ilay taratasy dia tsy araka ny vola naloa ilay facture ary ilay olona nandoavana ilay vola tsy teo fa olona hafa no nanome azy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire