Fandraharahana ny fonja

Accueil|Fandraharahana ny fonja
Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 08-12-2014 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #336

Nisy olona iray nandroba sy namono karana iray, nandalo teo anoloan'ny fitsara io olona io dia nahazo sazy folo taona no mihoatra antranomaizina sazy mihatra. Mahagaga anefa fa mbola hita mirihariha eny fona io olona io, araka ny fantatra dia manome vola ireo mpiandry fonja ao izy dia afaka mirihariha eran'ny tanana.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire