Police | Circulation | 20000 Ar
Date: 12-12-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #324
Nijanona teo amin'ny "arret" iray aho nanala olona ary nampiokatra olona, tsy nanelingelina ny fifamoivoizana. Nanontana ahy ity polisy iray ary nangataka ny taratsin'ny fiara. Nohon'ny hitana fa ara-dalana avokoa ny taratasy, hoy indray izy hoe ela lotra za nijanona teo amin'ny "arret" ka mila mandoha vola izay vao averiny ny taratasy. Tsy nanaiky ny nandoha izany aho ary somary nifamaly mihintsy izahay ka naveriny moramora ihany ilay taratasy dia lasa izahay nanohy ny dia.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
Laissez un commentaire